AdIHeviTra.com

About AdIHeviTra.com

Ny hevitra hoy ny Ntaolo merina tsy azo tsy amin’olombelona...Ary ny maha-olombelona indrindra ny olombelona, izay manam-panahy (raha tsy “tena fanahy” mihitsy aloha… ) dia ny fisainana sy ny faniriana hatrany ahafantatra. Ny fahalalana indray anefa dia mbola mitaky fikarohana sy fandalinana lalina. Noho izany ary dia natokana indrindra ho an’ny fampitahana hevitra sy ny fifanakalozana fahalalana ity sehatra ity.



Retrieved from "http://aboutus.com/index.php?title=AdIHeviTra.com&oldid=29074480"